|
|
|
|

Teny iditra1  varotra an-kobohobo
Singan-teny  2  varotra, an-kobohobo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] varotra atao any an-takontakona tsy sahy mazava noho ny mpivarotra ta hanondrotra ny vidin' entana tsy ara-drariny; varo-maizina

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07